Teny iditra | 1 fikobana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetra na fomban' ny zavatra mikobana, izany hoe mihetsika indray rehefa avy nandry nilamina tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#344] Manière de remuer, l'état de ce qui est agité, le renflement d'un habit |
Fototeny | 5 kobana |
Fivaditsoratra | 6 bainkafo, fanakibo, faniboka, fibonaka, fikobana, nabofaky, nibafoka, nibofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |