Teny iditra | 1 fikobanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 kobana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#344] L’action de remuer, l’instrument |
Fivaditsoratra | 6 fanabonaky, fibonanaka, fikobanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |