Teny iditra fikobonana (kobona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firakofana tanteraka ny tena manontolo ao anaty na ao ambany lamba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de se couvrir soigneusement, ce qui caché ou enveloppé [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28