Teny iditra | 1 fikohafana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#347] L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes |
Ohatra |
5 [2.424#] Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Fototeny | 7 kohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |