Teny iditra | fikoinkoina (koinkoina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mikoinkoina, na mitaraina, miferinaina amin' ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de murmurer [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |