|
|
|
|

Teny iditra1  fikoizana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaikena fa resy; fiaikena ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray
Fototeny  4  koy

Fivaditsoratra  5  fikizoana, fikoizana, fizokiana, nifiazako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21