Teny iditra | 1 fikoizana |
Fototeny | 2 koy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaikena fa resy; fiaikena ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray |
Fivaditsoratra | 5 fikizoana, fikoizana, fizokiana, nifiazako |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |