Teny iditra fikolelafana (kolelaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filana fitia amin' ny dokadoka, fanehoana fiforetana ambany dia ambany amin' olona iray dokadokafana
Mitovy hevitra: fisolelahana [1.1]
Tovy hevitra fisolelahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05