Teny iditra fikomiana (komy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-panjakana; fiodinana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a rebellion [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay rébellion, révolte [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31