Teny iditra | 1 fikomiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-panjakana; fiodinana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a rebellion |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rébellion, révolte |
Voambolana |
6 Pôlitika |
Fototeny | 7 komy |
Fivaditsoratra | 8 fikomiana, nofaikaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |