Teny iditra fikonetaka (konetaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mikonetaka, izany hoe mihantahanta, mitaraindrain-dava fa te hokarakaraina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05