Teny iditra | 1 fikopahana |
Fototeny | 2 kopaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra: Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina! Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A fan [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Eventail, ventilateur [1.3#169] |
Ohatra |
7 ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena.
[2.285#]
|
Tovy hevitra | 8 fikopaka |
Fivaditsoratra | 9 fikapohana, 10 fikopahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |