Teny iditra fikovilavila (kovilavila (vilavila))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy mankeroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La manière de se balancer. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20