Teny iditra fila (ila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba enti-mila
¶ Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Teny iditra fila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] propriété foncière résultant du travail personnel [Deschamps 1936]

Teny iditra fila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] vato [Rakotosaona 1972]

2009/09/01