|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fila
Fototeny  2  ila
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba enti-mila
Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana
Anaram-biby 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fila io

Teny iditra (2/3)7  fila
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Taisaka] tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.82] [Taisaka] propriété foncière résultant du travail personnel

Teny iditra (3/3)11  fila
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taimoro] vato

Fivaditsoratra  14  fali, Faly, faly, fila, lafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08