|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  filahatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] firarin'ny singa samihafa mamorona ny zaka iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] texture

Teny iditra (2/2)5  filahatra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fomba entina milahatra, na mijoro an-kisesy manaraka tsipika mahitsy
Fototeny  8  lahatra

Fivaditsoratra  9  filahatra, halafatry, hilafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21