Teny iditra | 1 filaminana |
Fototeny | 2 lamina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny filaminana io |
Teny nalaina | 7 Soratra misy io teny filaminana io |
Fivaditsoratra | 8 familinana, filaminana, ifanilanam, mifanalina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |