| Teny iditra | 1 filan-dratsy |
| Singan-teny | 2 filana, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 carnal lust
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 concupiscence, passions
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 9 filan-dratsin' ny nofo |
| Lahatsoratra | 10 run='/bins/randzavola?p=308'>Randzavola: filan-dratsy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|