|
|
|
|

Teny iditra1  filanjana
Fototeny  2  lanja
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy
Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] a palanquin
6  [1.2] a pole balanced across the shoulders for carrying. See takona.
7  [1.7] a litter for carrying the sick
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] chaise à porteurs
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny filanjana io
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny filanjana io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02