Teny iditra | filankevitry ny ministra | |
Singan-teny | filankevitra ; ministra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivorian' ny Governemanta iray manontolo ka ny Filoham-pirenena no mitarika an' izany; natao ho fanapahana ny hevitra manan-danja ho an' ny firenena sy ny politikan' ny governemanta ary fanendrena tomponandraiki-panjakana ambony [1.62] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |