Teny iditra filan' ny nofo (ila, nofo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny fitsiriritan' ny nofo aman-dra; ny fitarihan' ny vatana amin' ny hafaliana tsy voafehin' ny saina amam-panahy ka mampitovy torosy azy amin' ny biby [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy lust of the flesh. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra filan-dratsin' ny nofo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31