Teny iditra filan' ny nofo
Singan-teny filana ; nofo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fitsiriritan' ny nofo aman-dra; ny fitarihan' ny vatana amin' ny hafaliana tsy voafehin' ny saina amam-panahy ka mampitovy torosy azy amin' ny biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lust of the flesh. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra filan-dratsin' ny nofo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14