Teny iditra | filanonana (lalona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toerana malalaka na kianja anaovana dihy aman-kilalao amin' ny andro firavoravoana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An open place where persons resort for amusement; a play-ground. [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny filanonana io | |
Fivaditsoratra | fañolinana, filanonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |