Teny iditra (1/2) | 1 filantsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona na zavatra milantsika, izany hoe miforitra mankany ivoho, na mitondrotra eo anoloana |
Fototeny | 4 lantsika |
Teny iditra (2/2) | 5 filantsika |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] lordose lombaire |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 9 falintsika, filantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |