Teny iditra filatro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Angentsan-kira ataon' ny mpihira sy mpitendry zavamaneno: Be filatro koa Rangahy io rehefa mitendry angorodao [Rajemisa 1985]

Teny iditra filatro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay fantaisie [SLP 1986]
Mpitovy hevitra angetsangetsana ~ haitraitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31