Teny iditra fileovana (leo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a préfecture, an administrative district [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay préfecture; district administratif [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31