Teny iditra | 1 fileovana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a préfecture, an administrative district |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] préfecture; district administratif |
Voambolana |
6 Pôlitika |
Fototeny | 7 leo |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 fileovana, voafelany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |