Teny iditra | 1 filepaka |
Fototeny | 2 lepaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona milepaka, izany hoe mandringa somary miketraka, na mivaroraka |
Fivaditsoratra | 5 filepaka, pelafika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |