| Teny iditra | 1 filiro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Haingon-kazo vita sokitra
[1.1] 4 haingon-javatra mivohitra na koaka ary tsy miova endrika eo amin'ny rafitra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 moulure
[1.13] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fanorenana |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how filiro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|