Teny iditra | 1 filodirana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 loditra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahavontosana, hafenoana: Maharikoriko ny filodiran' ny akanjon' itỳ zaza itỳ tseroka |
Fivaditsoratra | 5 fidilorana, 6 filodirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |