Teny iditra | 1 filomana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fijanonana maharitra ao anaty rano; fandroana Tavy lehibe atao fandroana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Rel. s. from milona (lona).] A bath, a tub, etc., used for bathing. |
Fototeny | 5 lona |
Fivaditsoratra | 6 filomana, mañafilo, mañalifo, mifañola, nialofam, nifamola, nilaofam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |