Teny iditra (1/2) | 1 filona |
Fototeny | 2 lona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina milona |
Teny iditra (2/2) | 5 filôna |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] metaly mitanjozotra ao ambanin'ny tany |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] filon |
Fivaditsoratra | 9 afilon, fanilo, fañilo, filona, filôna, finola, nafilo, nalofi, nofali |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |