Teny iditra | fimontotra (montotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa mibontsin' ny hatezerana ny tarehy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est saillant, manière de se fâcher [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23 |