Teny iditra finamonamona (namonamona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsamontsamona, izany hoe mitsakotsako miaraka amin' ny fitenenana na fihirahirana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05