|
|
|
|

Teny iditra1  finandraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  fandraka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [passive with infix]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#145] où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé
réduit au silence: Nofinandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence)
mené à bonne fin: Nofinandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin)
Tovy hevitra  9  voafandraka

Fivaditsoratra  10  afandrikan, fandrikana, finandraka, nafandrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29