Teny iditra | 1 finengo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
karazam-borona an'ala toa domohina maitso 4 [1.1] [Taimoro] Karazam-boromailala maitso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a provincial name for a species of pigeon. Same as fonimaitso |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'oiseau, pigeon vert-bleu. (boaka, fitiliadabo). |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona |
Tsipelina hafa | 8 finaingo |
Tovy hevitra | 9 boaka, fitiliadabo, fonimaitso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |