Teny iditra | 1 fingana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanjerana na fandavoana amin' ny famelezana ny tongotra Tetidratsy hamelezana ny hafa mahafingana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a trip up, a stroke by which a person is tripped up. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] croc-en-jambe; se dit de tout ce qui accroche le pied et fait trébucher qui trébuche |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 afingan, faingan, fanangy, fangany, fangina, fingana, ifangan, nafinga, nifanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |