|
|
|
|

Teny iditra1  fingoso
Fototeny  2  ngoso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mingoso, izany hoe mianiana amin' ny olom-pady

Fivaditsoratra  5  fingoso, fisongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21