Teny iditra | fino (ino) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Azo inoana [Rajemisa 1985] | |
Ohatra | Toa tsy fino akory ny hoe zavatra nisy teto Madagasikara izany tantaraina izany. [Andraina: Mitaraina, takila 177] | |
Teny iditra | fino (ino) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina mino [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | ce qu'il faut admettre, manière d' acquiescer [Abinal 1888] | |
Teny iditra | fino | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana anglisy | [Tanala] Same as kiriodanitra [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |