Teny iditra | fino (ino) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo inoana [1.1] | |
Ohatra | Toa tsy fino akory ny hoe zavatra nisy teto Madagasikara izany tantaraina izany.
[2.472] | |
Teny iditra | fino (ino) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mino [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'il faut admettre, manière d' acquiescer [1.3] | |
Teny iditra | fino | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Tanala] Same as kiriodanitra [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | fino, fony, nofy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |