Teny iditra | 1 finoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] fandraisana sy fanekena amim-pahatokiana an' Andriamanitra sy ny teniny ary ny fotondrany; -- fanekena sy fitokiana ho marina ny zavatra ambaran' olona , na ny fampanantenana omeny; -- fanekena amim-pahatokiana zavatra tsy hita maso, na ara-panahy, na tsy takatry ny saina, na tsy hay porofoina, nefa tsaorana ho misy, na ho marina. -- Miasa amin' ny zavatra rehetra momba ny fiainana andavanandro ny finoana. Indraindray dia vokatry ny fahitana sy ny fahalalana ny zavatra efa niseho teo aloha izy... 4 [1.1] Fitokiana izay voalazan' olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany izao no nahavoa anao Herim-panahy mahatonga hino ny fisian-javatra tsy hita maso, noho ny filazan' Andriamanitra na ny irany: Tsara ny manana ny finoana nefa koa mbola tokony hampifanaraka aminy ny atao Foto-kevitra iompanan' ny fivavahana iray: Ny finoana kristianina. / Mampiely ny finoana 5 [1.13] fandraisana sy fankatoavana hevitra na zavatra iray tsy ilana porofo fa atao tanteraka amin'ny fo tsy misy fihambahambana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] faith, belief |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] la foi 8 [1.13] foi |
Ohatra |
9 [2.470] -Maha kely finoana ahy ny fahamarinany; 10 [2.4] Marina mafy tsy mahakelikely finoana amin' ny fiainana mihitsy izy ity! |
Fototeny | 11 ino |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 15 afonina, anafony, anofany, fanoany, fanoina, fianona, finoana, foanany, foinana, iafonan, ifonana, iofanan, nafaony, nafinao, nafoina, naofany, niafona, niofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |