Teny iditra | 1 finoanoam-poana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fototeny | 3 ino, foana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] superstition |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] superstition |
Ohatra |
6 [1.66] misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur)
7 [1.316#70] Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. |
Voambolana | 8 Finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |