Teny iditra | 1 fintino |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fintinina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy 4 [1.1] fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra |
Fototeny | 5 fintina |
Fivaditsoratra | 6 fintino, nofinti |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |