Teny iditra fintino (fintina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fintinina [fitanisana]
Ohatra 
1Fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy [1.1]
2Fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31