|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fiohina (fioka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon' ain' ny omby mandalo mifofofofo [1.1]

Teny iditra (2/3)4  fiohina (fioka)
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  6  Kapohina mirivorivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be beaten, to be flogged. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)12  fiohina (fioka)
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  14  to be whistled for, as a dog. [1.2]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19  afihino, anifiho, anihifo, fihaino, fiohina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31