Teny iditra fioitra (oitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se soulever, de refuser [1.3]
 Résistance [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20