Teny iditra | fioitra (oitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de se soulever, de refuser [1.3] | |
Résistance [1.13] | ||
Fivaditsoratra | atifiro, fioitra, irifato |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |