|
|
|
|

Teny iditra1  fiolonolonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana
4  [1.13] fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] individualisme
Voambolana  6  Filôzôfia
Fototeny  7  olonolona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11