Teny iditra | fiolonolonana (olonolona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1] | |
Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Individualisme [1.13] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |