Teny iditra fiomana (omana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin' ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana na tsy ho voatampoka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31